cover

Raitra-Tarika

 如无法下载或有错误,请刷新重试或点此反馈给我们
Raitra-Tarika.mp3
[ti:Raitra][ar:Tarika][al:The Nan...
[ti:Raitra]
[ar:Tarika]
[al:The Nanny Diaries (Original Motion Picture Soundtrack)]
[by:]
[offset:0]
[00:00.00]Raitra - Tarika
[00:13.06]Midobodoboka tsy mijanona ny foko
[00:16.05]Mierika ny masoko mitady tsy mahita
[00:19.19]Ny eritreritro tsy mety fa manjohy anao hatrany
[00:22.45]Manontanty mitomany
[00:25.16]Mitamberina ao an tsaiko ireo vetso po tanaty
[00:28.23]Nobitsihinao mangina am poto tsofiko eo mazna
[00:31.77]Rehefa injay isika resin'torimaso iny
[00:34.55]Fa any ianao izay ry tiako
[00:37.29]Eto aho mitanisa ireo zavatra efa vita dia malahelo
[00:42.93]Malahelo
[00:44.29]Tsy hanazava h** atraiza ny hery miafina
[00:47.40]Nanosika antsika ho tody teo
[00:50.77]Tody teo aloha isika teo amin'ny toerana avo indrindra
[00:56.21]
[00:56.83]Tsy hain'iza ho azavaina
[00:59.50]
[01:00.02]Tsy vitan'iza ho ravna
[01:02.79]
[02:06.58]Tsy tiako hovna intsony lasa zarako aza ianao
[02:09.42]Mifanojo lalana amiko
[02:11.64]
[02:12.90]Saingy tsy ho zakako intsony ny hanafina
[02:15.68]Na hanarona ny toe draharaha misy
[02:19.21]Marina fa be ny olana raha ho visaina
[02:21.99]Ireo tsy tia sy fahavalo koa hanenjika avy hatrany
[02:25.30]Kanefa izany ve no hamoizako anao
[02:28.22]Vao may mitombo ny fitiavako miha romotra
[02:31.33]Enga anie ianao hiandry ahy fa izaho
[02:34.79]Dia hiandry anao foana e
[02:37.28]
[02:37.93]Ny lalana nodiaviko mety tsy ho itanao
[02:40.71]Tsy misy toa anao izay tojo azy
[02:43.64]Ianao irery ihany no toa anao
[02:46.64]
[02:47.29]Ianao no ho ahy e
[02:49.93]
[02:50.59]Tsy mila olon kafa aho tsy itady an'iza n'iza
[02:53.97]Fa ianao irery ihany
[02:56.79]
[03:02.81]Tsy aiko intsony ny manafina
[03:04.81]Efa fantatrao izany ka aza omena tsiny aho
[03:08.85]
[03:09.47]Ny fiatsapazako avy atrany
[03:11.32]Ny ranomasoko nijohy teo am pandehananao
[03:15.37]
[03:15.90]Mitoy tsy ankijanona mikoriana
[03:18.03]Hatrany hatrany ao anatiko ao e
[03:22.17]Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray
[03:25.18]Hampionona ahy rahoviana
[03:27.70]Tsy aiko intsony ny manafina
[03:30.05]Efa fantatrao izany ka aza omena tsiny aho
[03:34.57]Ny fiatsapazako avy atrany
[03:37.13]Ny ranomasoko nijohy teo am pandehananao
[03:41.15]Mitoy tsy ankijanona mikoriana hatrany
[03:43.60]Hatrany ao anatiko ao e
[03:47.42]Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray
展开
广告图片
广告图片