[ti:Tarika Sammy - Hendry (Madagascar)] [ar:Various Artists] [al:非洲游乐场-African Playground] [by:] [offset:0] [00:00.00]Tarika Sammy - Hendry (Madagascar) - Various Artists [00:37.21]Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba [00:40.58]Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa [00:44.16]'Zay misaraka dia fasika [00:47.56]F'izay mitambatra dia vato [01:12.48]Ny hazo tokana anie tsy mba ala [01:15.94]Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao [01:19.54]Ny entan-jaray mora zaka [01:22.86]Ny firaisan-kina ihany no hery [02:42.93]Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery [02:46.36]Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka [02:49.80]Ny maty aza te ho maro [02:53.56]Ary ny be ihany no basy [03:11.22]'Ray donak'afo hono iray dinidinika [03:14.80]Valala iray aza hono hifanapahana [03:18.43]'Zay iray vatsy iray aina [03:21.89]Izaho ho tokinao ianao ho tokiko